Un autre tournant dans ma vie, de nouveau diplomée de l'école supérieure. Ma famille habite plus loin alors j'ai seulement feté avec quelques amis. Je suis toujours reconnaissante pour leur soutien.
Dingana vaovao indray eo amin'ny fiainako. Vita fianarana ambony, tsy ratsy ihany. Lavitra ahy ny fianakaviako ka nankalaza izany niaraka tamin'ny namana vitsivitsy ihany. Mankasitraka ny fanohanan'izy ireo hatrany aho.
University of Utah logo
1 comment:
Congrats dear... from Sandy
Post a Comment